Toujours lié aux rumeurs d’enlèvements et du meurtre de la fillette à la SCAMA. Une réunion de l’Organisme Mixte de Conception dirigée par le chef de Région s’est tenue hier dans l’après-midi pour décider des mesures à prendre. La déclaration faite par l’OMC appelle au calme et soutient que jusqu’ici aucun parent ne s’est présenté devant les autorités ou les forces de l’ordre pour les informer de la disparition d’enfants.
Le communiqué indique que l’affaire de meurtre de la petite fille à la SCAMA est entre les mains des autorités et les observations du corps par les médecins indiquent qu’il n’y a pas d’organes qui manquent, par contre l’enfant a été sauvagement tué. En ce qui concerne les rumeurs qui ont abouti à la destruction de biens d’autrui, l’OMC prévient les auteurs qui persisteraient à accomplir de tels actes quant aux sanctions sévères qu’ils encourent. Et pour rassurer la population, l’Organisme Mixte de Conception affirme que les forces de l’ordre prennent les choses en main et appellent les habitants de Diego Suarez à les contacter en cas besoin.
Filazana
Manoloana ny tsaho sy resaka mandeha amin’izao fotoana izao mikasika ny fahaverezan-jaza izay miteraka savorovoro eto anivon’ny fiarahamonina, dia aoka isika mba ho tony satria hatramin’izao dia mbola tsy misy Ray aman-dReny niseho nanatona ny mpitondra sy mpitandro filaminana nampilaza fa nisy zaza very.
Koa noho izany dia mitondra izao filazana izao ny OMC/REG izay tarihin’ny Lehiben’ny Faritra DIANA :1- Nisy zaza iray izay hita teny Scama ny faty dia efa eo am-pelatanan’ny manam-pahefana ny raharaha ary araka ny fitiliana nataon’ny mpitsabo dia tsy nisy fahabangana ny taova fa nisy kosa famonoana feno habibiana.
2- Noho ny tsaho dia teraka ny fitsaram-bahoaka sy famotehana fananan’olona. Tany tan-dalàna ny tany misy antsika ka hosaziana amin’ny fomba hentitra ny olona minia manao izany.
Efa nandray andraikitra feno ny mpitandro ny filaminana ka aoka isika mba hatoky azy ireo fa manao ny asany izy.
Manentana antsika vahoaka rehetra izahay mba hiara-hiasa sy hampandre ny mpitondra raha misy ny tranga miseho any aminareo.