Cette compagnie thonière, très attachée au port de Diego, déplore la vétusté de l’outillage, mais aussi le coût d’un entretien à la Secren!
En pleine saison thonière, nous avons pu recueillir d’Albacora, l’une des premières compagnies mondiales de thoniers, fidèle depuis 18 ans, au port de Diego Suarez et à son entreprise la Secren, son avis et ses appréciations sur l’escale à Antsiranana. D’après ses responsables, très attachés à Diego Suarez, le principal avantage du port tient à son emplacement au fond d’une baie abritée, juste à côté de la plus importante zone de pêche de thons.
Les installations héritées de la base militaire française restent près de 100 ans après leurs réalisations, les plus belles de l’Océan Indien, notamment la cale sèche, capable d’accueillir les plus gros navires de pêche.
L’autre avantage de Diego est la tradition portuaire de la ville, le lien qui existe entre les marins et la population, les hôtels, les bars où ils se sentent comme à la maison avec leur cuisine, leur chaîne de télé, leur huile d’olive comme à l’Hôtel de la poste. Et ce malgré les petits mais nombreux vols dont ils font de plus en plus l’objet.
En dépit ces qualités et de cet attachement, les responsables d’Albacora sont pessimistes et inquiets pour l’avenir. «Depuis 20 ans», nous dit l’un d’eux, «je n’ai pas vu une seule machine nouvelle à la Secren, l’ensemble de l’outillage a plus de 50 ans, il n’y a pas d’investissement nouveau, les pannes sont récurrentes, les camions ne marchent pas, etc. Si cela continue, la Secren va devenir un musée». Quant au personnel, d’après lui, les anciens techniciens ne sont pas remplacés, faute de transmission du savoir. «Nous sommes obligés de faire venir de l’étranger, des techniciens de toutes sortes: en hydraulique, en peinture, en électronique,... La Secren ne nous fournit plus qu’une main d’oeuvre peu qualifiée ».
Or, dans un monde de plus en plus concurrentiel, ce sont les financiers qui décident depuis leur lointain bureau. Et pour eux, le calcul est le suivant: le budget d’entretien d’un thonier varie entre 200 000 euros et plusieurs millions d’Euros par an.
Albacora représente pour Diego deux à trois gros bateaux par an et plusieurs bateaux de taille moyenne. Cela parait incroyable lorsqu’on connait les salaires malgaches, mais les financiers jugent Madagascar, cher!
D’après eux, la productivité et la qualité soutiennent difficilement la concurrence des Seychelles, Dubai et Maurice. Peu de Malgaches ont connaissance des prix facturés aux armateurs: l’heure d’un ouvrier est facturé par la Secren entre 20 000 et 35 000 Ariary. Un mois de main d’oeuvre revient donc à l’armateur à environ 4,8 millions d’Ariarys, alors que l’ouvrier touche un salaire d’environ 200 000 Ariarys. Où va l’argent? se demandent les armateurs, puisqu’ils constatent qu’il n’y a pas de nouveaux investissements....
Et pourtant tous les ans, les armateurs espagnols et français reçoivent en Europe, des délégations de la Secren qui leur promettent des nouveaux investissements. Aujourd’hui, les équipages des thoniers perdent peu à peu espoir. Ils savent que si rien ne bouge, Maurice prendra la relève et qu’il sera alors très difficile de revenir à Diego Suarez.
Séraphin B
Te hanaitra ny sain’ny tompon’andraikitra ny Albacora
Ity orinasa mpindrandraka thons ity dia tsy mahafoy an’i Diego, saingy mitaraina amin’ny fahanteran’ny fitaovana sy ny halafon’ny fikojakojana ny Secren.
Amin’izao fotoanan’ny thons izao dia nandalo teto Diego Suarez ny Albacora. Tamin’izany no nanararaotanay naka ny hevitr’izy ireo ny amin’ny seranan-tsambo sy ny Secren. Ny Albacora moa dia anisan’ireo orinasa voalohany eran-tany manangona thons. Ireo tompon’andraikitra ao aminy, izay tsy mahafoy an’I Diego Suarez dia nilaza fa tombony lehibe ho an’ny seranan-tsambo ny toerany amin’ny elo-drano voaaro tsara sady akaikin’ny toerana betsaka thons. Ny drafitra nolovaina avy amin’ny Frantsay koa izay efa 100 taona izao no teo, dia anisan’ny tsara indrindra aty amin’ny Océan Indien. Ohatra amin’izany ny ‘cale sèche’ izay mety ampidirana sambo mpanjono faran’ny vaventy.
Ny tena mahatsara ny eto Diego koa dia ny fombafomba amin’ny maha tanàna misy seranantsambo azy, ny fifandraisan’ny mpiantsambo sy ny mponina, ny hôtely, ny bara, izay hahatsapany ho toy ny any antranony, ny sakafo, ny télé, ny menaka olive ohatran’ny ao amin’ny Hotel de la poste. Na dia misy ary ny halatra madinidinika saingy maromaro. Na eo ary izany lafin-tsarany rehetra izany dia manahy ny amin’ny ireo tompon’andraikitry ny Albacora: ‘Nandritry ny 20 taona’ hoy ny iray amin’izy ireo ‘dia tsy nahita machine vaovao tao amin’ny Secren aho, amin’ny ankapobeny ny fitaovampiasana ao dia 50 taona mahery no efa nampiasana azy, tsy misy fapiasam-bola vaovao, maro loatra ny fitaovana samba, tsy mandeha intsony ny camions, sns. Raha mitohy izany dia ho vakoka sisa ny Secren.’ Ny mpiasa indray, ny teknisiana taloha tsy misy misolo satria tsy mifampianatra. ‘Voatery manafatra olona avy any ivelany izahay, olona manampahaizana amin’ny fandokoana, amin’ny hydraulique, amin’ny électronique,…Ny Secren tsy afaka manome anay mpiasa mahavita izay ilainay’ Nohon’ny fifaninana miha mafy dia ny mpitantana ara-bola no manapa-kevitra. Ka aminy, ny kajikajy dia izao manaraka izao: ny toe-bola hikojakojana ny sambo mpitatitra thons iray dia 200 000 hatramin’ny 1 000 000 Euro isan-taona. Ny Albacora fotsiny dia misy sambo lehibe 2 na 3 isan-taona ary sambo antonontonony maromaro. Tsy mampino izany raha oharina amin’ny amin’ny karaman’ny Malagasy, saingy ny mpitantana ara-bola dia mahita fa lafo ny eto Madagasikara. Aminy, ny vokatra sy ny kalitao dia tsy hahazaka ny fifaninana amin’ny Seychelles, Dubai ary Maurice.
Vitsy ny Malagasy mahafntatra ny sarany takiana amin’ny mpampiasa sambo: ny karaman’ny mpiasa iray, takian’ny Secren dia 20 000 hatramin’ny 35 000 Ariary. Raha mandritry ny 1 volana izany, ny fikojakojana sambo dia hanefan’ny mpampiasa azy 4 800 000 tapitrisa Ariary, ny mpiasa manao azy nefa dia 200 000 Ariary ny karamany. Mankaiza ary izany ny vola? Hoy ireo tompon-tsambo satria raha ny hita hatreto dia tsy misy zava-baovao firy ao amin’ny Secren…
Isan-taona anefa ny solontenan’ny Secren dia mihaona amin’ny mpampiasa sambo Espanola sy Frantsay ary mampanantena asa vaovao. Amin’izao fotoana izao dia mihakely ny fanantenana satria fantatr’ireo mpiasan’ny thoniers fa raha tsy misy fiovana ato ho ato dia ho songonan’ny Maurice isika ka ho sarotra amin’izy ireo ny hiverina eto Diego.
Séraphin B, trad. Maholy
Commentaires
l'absence d'investissemen t depuis 35ans,
le manque d'offre de formations aux jeunes,
la fuite de la population vers l'exterieur,
le manque de volonté de se prepaper son avenir,
C'est peut-être ca qu'il faut combattre.
ça m'etonne pas si la secren risque de faire faillite.
Mampalahelo!!!!
S’abonner au flux RSS pour les commentaires de cet article.