Le jatropha : une plante d’avenir
Le jatropha est un arbuste endémique Madagascar qui a l’avantage d’être très rustique et de supporter la saison sèche de notre région. J-OIL a créé une ferme expérimentale en 2008 pour affiner le procédé de culture à la région. Aujourd’hui elle passe à la phase de production.
Cela passe par la mise en place de cultures contractuelles avec des cultivateurs à qui J-OIL fournis les semences les plus adaptées et l’appui technique pour les plantations. La spécificité de la méthode J-OPIL est de proposer des plantations intercalaires par opposition à la monoculture afin de proposer les cultures vivrières. Les haies de jatropha ont l’avantage également de protéger ces cultures du Varatraza, des zébus, et de ralentir l’érosion des sols et d’augmenter le fertilisation (à l’inverse des eucalyptus). J-OIL s’engage ensuite à racheter les graines aux cultivateurs qui peuvent espérer un rendement d’environ deux tonnes à l’hectare annuel après trois ans. S’agissant d’un arbuste qui a une phase de production d’environ 25 ans, le cultivateur peut ainsi se constituer une rente qui lui fournira un complément de revenu de 500 à 600 000 Ar à l’hectare (pour une production de deux tonnes). Ces graines de jatropha sont ensuite pressées pour donner de l’huile qui une foi raffinée peut devenir du biodiésel. Le prix de vente envisagé devrait être équivalent au diésel actuel. Pour la région, l’avantage devrait être à terme très important puisqu’il devrait permettre une création de richesse au niveau local et diminuer d’autant les sorties de devises que représente l’achat de diésel à l’étranger. Il faut souhaiter que les autorités soient sensibles à cet argument et applique à ce produit une fiscalité adaptée.
DIANA : Hamokatra biodiésel ny faritra
aAraka ny voalazan’ny solo-tenan’ny FMI dia ny fahaizana mitantam-bola no nampitombina tsara ny Ariary hatramin’izao. Saingy ny fiafaran’ny fampiasam - bolan’ny Sheritt no mety hanimba io famarinan-toerana io. Ny jatropha dia karazankazo madinika mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro, izany hoe mahazaka ny toetany maina aty amintsika. Nanokatra toerampambolena manokana hanaovana fanandramana mihintsy ny J-OIL tamin’ny 2008, mba hanatsarana ny fomba fambolena aty amin’ny faritra. Efa eo amin’ny famokarana izy ireo izao. Misy fifanarahana natao tamin’ny mpamboly ka ny J-OIL no manome torohevitra sy masom-boly ho azy ireo. Ny mampiavaka ity fomba fiasan’ny J-OIL ity dia ny fahafahana manelanelana ny fambolena, izany hoe fanaovana voly avotra. Azo atao fefy ny jatropha, iarovana ny voly amin’ny Varatraza sy ny omby, miaro ny tany tsy ho koahan’ny riaka sady mampahavokatra ny tany(tsy ohatran’ny kininina). Vidian’ny J-OIL indray ny voanin’ny jatropha rehefa vokatra, mahazo roa tonina isaky ny hektara eo ny mpamboly iray, saingy mbola miandry telo taona vao tonga amin’izany.
Mamokatra mandritry ny 25 taona ity hazo ity, ny mpamboly iray izany dia mety hahazo fidiram-bola 500 hatramin’ny 600 000 Ar isaky ny hektara (vokatra roa tonina). Terena avy eo ny voanina jatropha mba hahazoana menaka madio, lasa biodiesel na solika ara-boajanahary. Ny vidiny indray dia mety hitovy amin’ny vidin’ny diesel ihany. Tombotsoa lehibe izany satria mamorona harena ho an’ny faritra sady mampihena ny fivoahan’ny volam-panjakana amin’ny fividianana solika avy any ivelany. Andrandraina ny haharesy lahatra ny mpitondra ka hampiharany hetra mifanaraka amin’izany.
Laurent Boyer